Survol

Fa tokony hanana faharetana ianareo mba ahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra." Hebreo 10 : 36 "

 

 

Sabotsy 27 Desambra 2014 : Etude biblique eny Buisson Ardent manomboka amin'ny 4 ora - 6 ora

 

Alakamisy 25 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana andro noely manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Temple EPUdF NANCY

 

Alahady 21 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana fankalazana ny noely manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Temple EPUdF NANCY. Fanompoam-pivavahana arahina fiaraha-misakafo.

 

Alahady 07 Desambra 2014 : fanompoam-pivavahana manomboka amin'ny 3 ora sy fahefany ao amin'ny Espace Saint Jean NANCY, fotoam-pivavahana hiarahana miaraka amin'ny ankizy

 

 

 

 

 

 

 

 

DECEMBRE 2014